Teny iditra |
mipataloha
(pataloha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [ mipataloa ] Manao na mitondra pataloa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To wear trousers [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Porter pantalon, mettre ses pantalons [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mipataloha |
Ny lasa : |
nipataloha |
Ny hoavy : |
hipataloha |
Filaza mandidy : |
mipatalohà, mipatalohava |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
mipatalohà
(pataloha)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipataloha
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
|