|
|
|
|

Teny iditra1  mipelipelika
Fototeny  2  pelipelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho
Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail.
6  [1.7] to wag
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] s'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant)
8  [1.8] s'agiter, se remuer comme la queue d'un chien
Ohatra  9  Mipelipelika|mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe Mipelipelika|mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14  mipelika
Mpanahaka  15  mihefikefika, mikofokofoka, mihavatravatra, mitrifantrifana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mipelipelika io

Fivaditsoratra  17  mipelipelika, pamelipeliky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21