|
|
|
|

Teny iditra1  mipendrampendrana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy
(olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby
4  [2.285#270] Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana
5  [2.313#59] olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to be flickering, to be dazzling, to be glaring
7  [1.7] to blink, to be dazzled
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#482, 1.8] clignoter
9  [1.3#482, 1.8] être ébloui
10  [1.3#482] vaciller, comme la flamme d'une bougie
11  [1.8] papilloter (lumière)
Ohatra  12  [2.606] Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena.
13  [1.250] Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany.
Fototeny  14  pendrampendrana
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11