Teny iditra mipenimpenina (penimpenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Sahiran-kevitra ka mivezika atsy mivezika eroa, mipoka atsy mipoka aroa [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy same as mipempena [Richardson 1885]
Fandikana frantsay être préoccupé, décontenancé, se préoccuper, aller ça et là [Abinal 1888]
Endriteny 
mipenimpenina
nipenimpenina
hipenimpenina
mipenimpenèna
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31