Teny iditra | 1 mipentimpentina |
Fototeny | 2 pentimpentina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy pentina, loto, tentina: Mipentimpentina mena ny tarehiny Mifotetaka, misolitika: Nipentina fotaka ny akanjony tamin' ny nandalovan' ny fiarakodia |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be spotted, to be speckled; to be printed 6 [1.7] to be spotted, to be soiled |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être tacheté, souillé 8 [1.5] être taché, barbouillé |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |