Teny iditra | 1 mipentina |
Fototeny | 2 pentina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin' io hevitra io) Mifotetaka, misotitika: Nipentina fotaka ny tarehiny rehefa avy nandalovan' ilay fiara |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 mipentina, nampiteny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |