Teny iditra mipitsoka (pitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Folaka, mioritra: Mipitsoka ny tongony
¶ Simba: Nipitsoka ny famantaranandroko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be sprained [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se déboîter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mipitsoka
nipitsoka
hipitsoka
mipitsoha

2013/05/06