Teny iditra | 1 mipoapoaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
3 [2.470] Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra. 4 [1.38] ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. |
Fototeny | 5 poapoaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |