Teny iditra | 1 mipoitra |
Fototeny | 2 poitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao? Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko 5 [1.13] miseho azo avy amin'ny ... |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] émerger dériver de ... |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mipoitra io |
Fivaditsoratra | 12 mipoitra, mpioitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |