Teny iditra mipoka (poka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Midona, migona, mikatroka: Nipoka tamin' ny vato ny siny ka vaky [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mipoka
nipoka
hipoka
mipoha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31