|
|
|
|

Teny iditra1  mipongatra
Fototeny  2  pongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miseho [1.1]
Ohatra  5  ny faharao kosa, toetra milevina, tsy mipongatra raha tsy amin' ny fotoan-tsarotra. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12