Teny iditra | 1 mipotika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mizarazara: Mipotika loatra ny lovanay ka kely bitika ny anjaran-drery Manakiana, manala baraka |
Fototeny | 4 potika |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ampitoky, mipotaky, mipotika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |