|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mipotikana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  potikana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mandositra na miala tsisy mahita; miporitsaka; mibolila: Rakoto ve? mpibolilalila iny; loza iny raha hipo tikana

Teny iditra (2/2)9  mipotikàna
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipotikana [Fitanisana]
Fototeny  11  potikana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14  ipotikanam, mipotikàna, mipotikana, nampitaiko, tinampikao, tinampokay

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/06