|
|
|
|

Teny iditra1  mipotsaka
Fototeny  2  potsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mivoaka ivelan' ny tranony: Mila hipotsaka ny masony
Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin' ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo
Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin' ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mipotsaka, mitsopaka, mpitsaoka, mpitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05