|
|
|
|

Teny iditra1  mirafitra
Fototeny  2  rafitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miraikitra, miady: Mirafitra tsara ny biriky amin' ity trano ity
Mikezaka, mimaso, mikely aina: Mirafitra amin' ny fianarana izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to join together, to unite, to fit.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  mifaritra, mirafitra, mirifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21