Teny iditra mirahavavy (rahavavy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed. [Richardson 1885]
 who are sisters [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être soeurs (entres femmes) [Rajemisa: Vakoka]
 qui sont soeurs [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  mirahalahy
Ohatra 
1Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [Andraina: Mitaraina, takila 162]
Teny nalaina 

2013/05/06