Teny iditra | 1 mirahavavy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 rahavavy |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed. 9 [1.7] who are sisters |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.54] être soeurs (entres femmes) 11 [1.8] qui sont soeurs |
Ohatra |
12 [2.470] Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina 13 [2.472] asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. |
Voambolana |
14 Fifandraisana: fianakaviana |
Mpanahaka | 15 mirahalahy |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mirahavavy io |
Fivaditsoratra | 17 mirahavavy, vahimaravy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |