Teny iditra |
miraika
(raika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to bend, to incline, to lean. [Richardson 1885]
|
| to lean; to be stirred or moved [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | être penché, incliné; s'émouvoir [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo [Fox: Hainteny, laharana 48]
|
Teny nalaina |
|