|
|
|
|

Teny iditra1  miraika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to bend, to incline, to lean.
5  [1.7] to lean; to be stirred or moved
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être penché, incliné; s'émouvoir
Ohatra  7  [2.131] hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo
Fototeny  8  raika
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny miraika io

Fivaditsoratra  18  amikira, iraikam, marikay, miaraky, miraika, miriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21