|
|
|
|

Teny iditra1  mirakandrakana
Fototeny  2  rakandrakana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  (tahom-bary) Mahitsy ary somary mahalankalana: Toa tsy dia hampakatra vary firy izahay taona ito fa nirakandrakana izy ireo taona itsy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05