Teny iditra |
mirakaraka
(rakaraka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra volo tsy voarandrana: Nirakaraka volo Rasoa nivoaha ny trano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be in a dishevelled state. [1.2]
|
| To be disorderly (of the hair) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avoir les cheveux en désordre, décoiffé, ébouriffé [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mirakaraka |
Ny lasa : |
nirakaraka |
Ny hoavy : |
hirakaraka |
|
|
Teny iditra |
mirakaraka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Mitsiry, misandrahaka [1.78]
|
|