Teny iditra |
mirakitra
(rakitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra ¶ Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita ¶ Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy ¶ Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to keep, to preserve, to hoard. [Richardson 1885]
|
| to save up, to preserve [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | thésauriser, amasser; conserver [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | mirakitra ny tantarako. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 177]
|
Teny nalaina |
|