Teny iditra (1/2) | 1 miramarama |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanosy]
mihaingo 4 [1.1] Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok' ity omby ity Tonga misososososo, misasasasa: Niramarama erỳ izy niditra tao an-trano Mitondra haingo maro be sady lafo vidy: Avy nijery lanonana Randria; tsy nisy tsy niherika nahita azy niramarama |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to wear ostentatious ornaments. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#504] Etre long et pointu, comme les cornes ; se parer à l’excès |
Fototeny | 7 ramarama |
Mpanahaka | 8 mihaingo, miraratra, miravaka, miangolavaitra, miramatra |
Teny iditra (2/2) | 9 miramarama |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
tonga maro hisakafo amin'ny famorana |
Fivaditsoratra | 12 iramaramam, miramarama, ramaramaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |