Teny iditra miramatra (ramatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihaingo fatratra, miraratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be much decorated [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miramatra
Ny lasa : niramatra
Ny hoavy : hiramatra
Filaza mandidy : miramata

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20