Teny iditra | miramirana (mirana) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany:
Olona miramiran-dava io zazavavy io [1.1] | |||||||||||||||
Falifaly, ravoravo [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Radieux [1.3, 1.13] | |||||||||||||||
Content, enjoué, réveillé [1.3] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | mirana | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miramirana io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | marimarina, miramirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |