Teny iditra | 1 miramirana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io 4 [1.13] falifaly, ravoravo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#442, 1.13] radieux 6 [1.3#442] content, enjoué, réveillé |
Ohatra |
7 [1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)] Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) 8 [2.324] Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. |
Fototeny | 9 mirana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 mirana |
Mpanahaka | 16 ravoravo, miriadriaka, sariadriaka |
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny miramirana io |
Fivaditsoratra | 18 amiramiran, marimarina, miramirana, namiramira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |