|
|
|
|

Teny iditra1  miranirany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  ranirany
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] long and sharp, as the blade of a knife or a razor.
Ohatra  6  [2.470] Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany.
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny miranirany io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29