Teny iditra | 1 mirantiranty |
Fototeny | 2 rantiranty |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitandahatra amin' ny toerana avo na mora hita ka tazana avy lavitra na miharihary tsara: Mirantiranty eny amin' ny talantalana ny entam-barotra amin' ny ankabeazan' ny mangazay. / Nirantiraty teny an-davarangana ny fianakavian-dRazazavavy teo ampiandrasana ny mpangataka 5 Mitsangantsangana mitandahatra (zavamaranitra na fiadiana): Nirantiranty nanaraka ny rindrina ny benitry ny miaramila [1.1] 6 ny tena hevitry ny hoe mirantiranty dia mihan-tonkatona eny ambony toerana avo, toy ny zavatra milahatra ambony salazana, vorona ambony hazo, lefona mitandahatra [2.313] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to be arranged, to be in order [1.2] |
Ohatra |
8 Nahatsiravina ny fijery ireo Sakalava nanangasanga tao anaty bozaka nanodidina ireto olona Nirongo ody sy felana ny ankabeazan' izy ireo ary ny lefony dia miranirany sy mifilofilo mirantiranty manodidina. [2.895#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 mirantiranty, mitranitrany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |