Teny iditra miraona (raona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany miraona! i dada any izay efa miandry, / i neny mitazana foana (Rafanoharana) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miraona
Ny lasa : niraona
Ny hoavy : hiraona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05