|
|
|
|

Teny iditra1  miraotra
Fototeny  2  raotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika
Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] combed, brushed.
Ohatra  6  Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  itroaram, mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20