|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirapaka
Sokajin-teny  2  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tafintohina ka latsaka any anaty lavaka, mitsofoka tampoka ao anaty lavaka; mitsarapaka
Fototeny  4  rapaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mirapaka
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] [Provincial] to lie well on the floor, as planks or a mat
Fototeny  12  rapaka

Fivaditsoratra  13  ampakari, Amparaky, ampikara, mirapaka, mpiaraka, pamaraky, pikarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21