|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  miraparapa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  raparapa
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Bara] mipelipelika tsy misy filaminana
9  [1.1] Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho
Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] to grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about.
Mpanahaka  11  mitsapatsapa, mipapapapa, miapanapana, mipampana, mipempena

Teny iditra (2/3)12  miraparapa
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Sihanaka] dodona dia dodona

Teny iditra (3/3)15  miraparapà
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraparapa [Fitanisana]
Fototeny  17  raparapa
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.2]

Fivaditsoratra  19  iraparapam, miraparapà, miraparapa, raparapaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10