Teny iditra | 1 miraraka |
Fototeny | 2 raraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to spill; to fall off; to be scattered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] se répandre; se désagréger |
Ohatra |
7 Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra. [2.470] 8 na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny miraraka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |