Teny iditra | 1 miravaka |
Fototeny | 2 ravaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy na mitondra ravaka: Miravakany efitrano Mitondra: Miravaka galona ny tratran' ny mpandresy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to wear ornaments or jewelry |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] se parer de bijoux; s'orner |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny miravaka io |
Fivaditsoratra | 12 miravaka, mivaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |