Teny iditra | 1 miraviravy tanana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] kivy, diso fanantenana, gaina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be discouraged, to give up |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] se décourager; être oisif |
Singan-teny | 6 miraviravy, tanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |