|
|
|
|

Teny iditra1  miravitra
Fototeny  2  ravitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitambatra, miray
Miraiki-po amin' olona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  miravitra, mivaratry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21