|
|
|
|

Teny iditra1  mireboka
Fototeny  2  reboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mieboebo, mirehareha amin' ny fandanilaniana, firadaradana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  miberoka, mireboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20