|
|
|
|

Teny iditra1  miredaka
Fototeny  2  redaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo bozaka teo akaiky
5  [1.13] mirehitra be
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] enflammer
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11