Teny iditra (1/2) | 1 miredona |
Fototeny | 2 redona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maneno miaraka: Miredona ny konseritra Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra |
Ohatra |
5 Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470] |
Voambolana |
6 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) 7 Feo |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 miredòna |
Fototeny | 13 redona |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miredona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 iredonam, miredona, miredòna, môderina, noderaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |