|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirefarefa
Fototeny  2  refarefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany
Ohatra  5  Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  mirefarefà
Fototeny  13  refarefa
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirefarefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  irefarefam, mirefarefa, mirefarefà, refarefaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08