| Teny iditra | 1 mirehipo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] tezitra: Miheripo aho fa tsa nofinaitsany aba ny kajahako (Tezitra aho fa tsy nentiny ranona ny mangahazoko)
[1.78] 4 [Tanala] sosotra mafy, tezitra, misafoaka [1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|