|
|
|
|

Teny iditra1  mirehipo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  tezitra: Miheripo aho fa tsa nofinaitsany aba ny kajahako (Tezitra aho fa tsy nentiny ranona ny mangahazoko) [Betsileo] [1.78]
4  sosotra mafy, tezitra, misafoaka [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31