Teny iditra | 1 mirehitra |
Fototeny | 2 rehitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy |
Ohatra |
5 Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mirehitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |