|
|
|
|

Teny iditra1  miremby
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] mihaza, mitady
4  [1.78] [Tanala] mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba)
5  [1.1] Mitady haza, miambezo, mitampesona
Fototeny  6  remby
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11