Teny iditra | miremby (remby) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mihaza, mitady [1.78] | ||||||||
[Tanala] Mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba) [1.78] | |||||||||
Mitady haza, miambezo, mitampesona [1.1] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |