|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirendrirendry
Sokajin-teny  2  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Jemby, jambena
Mibedibedy foana, mirediredy
Fototeny  4  rendrirendry

Teny iditra (2/2)5  mirendrirendry
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Sihanaka] mirenireny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11