Teny iditra mirengirengy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mandraingiraingy, mivembena tsy mahay mamindra na mandeha: Mirengirengin'ny tory (mivembena te hatory mafy) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mirengirengy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mirehareha [Rakotosaona 1972]

2010/05/06