Teny iditra mireona (reona)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maneno manako, mirohondrohona: Nireona eran' ny lohasaha ny kotro-baratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mireona
Ny lasa : nireona
Ny hoavy : hireona
Tovy hevitra mireondreona
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20