|
|
|
|

Teny iditra1  mireraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mivaha dia miboraka; mihaketraka, migedragedra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] être flasque, détendu, lâche comme une corde, un habit, comme les ailes des oiseaux
se détendre, se relâcher, comme une corde, comme les ailes des poules abattues par la chaleur, comme la voix d’un malade épuisé, se fatiguer
Fototeny  5  reraka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10  mirarake, mireraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21