Teny iditra mirerirery
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mibadabada fiteny [1.78]

Teny iditra mirerirery
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Miriorio saina [1.78]

Teny iditra mirerirery
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mirenireny [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31